Entry | 1 angady mondro |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 angady, mondro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona |
Explanations in English |
5 [1.2] [angadimondro] A worn-out spade blade 6 [1.7] the stump of a worn-out spade |
Explanations in French |
7 [1.8] le moignon d 'une bêche usée |
Examples |
8 [2.48] Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay. |
Synonyms | 9 mondron' angady |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word angady mondro |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |